Paroles de la chanson Faya Faya par Mr Sayda

Chanson manquante pour "Mr Sayda" ? Proposer les paroles
Proposer une correction des paroles de "Faya Faya"

Paroles de la chanson Faya Faya par Mr Sayda

(Mister Sayda yes I...and miss Selah Sue...faya faya faya....)

I- Andeha aho, hiova tontolo
Hamonjy toeran-kafa fa ny eto mandoro
Nefa moa mba ho aiza
Hiova tafontrano sa ve tena hiova sakaiza
Nefa elah na dia hitady n'aiza2
Fiainana tsy ho averina @ CTRL-Z
[Zay lasa tsy azo averina, diso safidy ka kakerin'ny nenina
Mafy loha elah ka nanao be marenina
Zay ho avy sisa tsy hitantsika sisa no azo harenina](x2)
Fa faya faya, tsy hisotro tsony ah fa fay ah fay ah

Nefa elah na dia hitady n'aiza2
Fiainana tsy ho averina @ CTRL-Z
(Selah sue: don't say faya faya!!)
Faya faya......

II-Zay vita tsy afaka hasolo
Tantara efa mitoetra, efa mifono
Tsy hitondra anao ho aiza
Hiova fiarahamonina sy manabe ny taiza
Nefa elah na dia hitady n'aiza2
Fiainana tsy solosaina hoe CTRL-Z
[Natao satria adala, iza tamntsika marina moa no nahalala
Mafy loha ka natao tsy nisalasala ny adalàna rehetra azo atao teto an-tanàna](x2)
Fa faya faya, tsy hisotro tsony aho fa fay ah fay ah..!!

(x2)
Nefa elah na dia hitady n'aiza2
Fiainana tsy solosaina hoe CTRL-Z
Don't say faya faya! Faya faya...

Mafy loha ka natao tsy nisalasala ny adalàna rehetra azo atao teto an-tanàna
Zay lasa tsy azo averina, diso safidy ka kakerin'ny nenina(x2)

Paroles.net dispose d’un accord de licence de paroles de chansons avec la Société des Editeurs et Auteurs de Musique (SEAM)

Sélection des chansons du moment